Tsingerim-pahatsiarovana ny kolonely Alphonse Rakotonirainy(3)

Nianjera ny 30 jolay 1976 tao Ankazomiriotra ny elikoptera nitondra an' i kolonely Alphonse Rakotonirainy lehiben'ny état-major jeneraly ny tafika malagasy.. Ity dia oronan-tsary tsingerim-pahatsiarovana natao tamin',ny 30 jolay 1996, faha 20 taona ny nahafatesany. Ho tsarovana mandrakariva anie izy, satria ny maty tsy mba resy ary tsy maty raha mbola misy velona mahatsiaro."